25 C
Antananarivo
lundi, février 24, 2020
Armory MG

AKON’NY TAGNAMARO : ANDILAMENA

Fanadiovana ny biraom-panjakana niainga avy teo amin'ny residence ka nihazo ny sampan-tservisy isan-tsokajiny ny tagnamaro andron'ny olompirenena andihan'ny faha 12 raha ny taty am...

AKON’NY TAGNAMARO : ANTSOHIHY

Lalana mirefy 3km, hiditra ny tanànan’i Antsohihy no nanaovana fambolen-kazo ho fandravahana ny arabe ho fidirana ny tanàna. Araka izany, zana-kazo « Mantaly »...

AKON’NY TAGNAMARO : AMBATOBOENY

Fanamboarana ny lalana midina makany amin'ny tafian'ny sambo, izay potika tanteraka tamin'ny fandalovan'ny andro ratsy farany teo no niaraha-nanao.

FOSA SY RAHARY VALIHA

Zoma 21 Febroary 2020 Cemdlac Analakely.

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA LAPAM-­PANJAKANA IAVOLOHA ­ALAROBIA 19 FEBROARY 2020...

FIADIDIANA NY REPOBLIKA TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA LAPAM-­?PANJAKANA IAVOLOHA ? ALAROBIA 19 FEBROARY 2020    I-­ FAMPAHAFANTARANA HANAO VONJY AINA MAIKA ZAZA MIISA 35.000 AO ANATY DISTRIKA...

AKON’NY TAGNAMARO : MAHAJANGA 1

Fokontany Tsaramandroso : tamin'ny 6h30 natomboka tamin'ny fananganan-tsaina manoloan'ny birao fokontany, nanao curage ny Sabotsy andron'ny Tagnamaro sy ny Alahady satria tsy vita ao...

Communiqué

ORTM