Carnaval IRAY IHANY ISIKA

304

Nisy ny Carnaval lehibe nandraisan’ny fikambanana, orinasa sy olom-pirenena maro anjara niainga avy eo amn’ny Galana Tsianaloky nizotra mankany amin’ny Jardin de la mer nanehoana fa “Iray ihany isika”.